FIOFANANA HO AN’ IREO MPISEHATRA EO AMIN’NY SARIMIHETSIKA

Ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tsaina, amin’ny alalàn’ny Ivontoeran’ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy (ISSM) dia manolotra fiofanana hoan’ireo mpisehatra eo amin’ny sarimihetsika.

Fiofanana izay hitondra fanatsarana eo amin’ny kalitao amin’ny famokarana horonantsary fa indrindra hidirana misimisy kokoa eo amin’ny fomba fiasa manara-penitra sy matianina takian’ny tontolo ara-barotry ny sarimihetsika.