« IRAY IHANY ISIKA »
Mitohy ny fanentanana ataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina momba ny tokony hitandroana tahaka ny anankandriamaso ny firaisam-pirenena na inona na inona fahasamihafana misy eo amintsika samy Malagasy.
Izany dia tafiditra ao anatin’ny fandaharana fanabeazana olom-pirenena vanona izay anjara asa iandreketan’ny MSK, dia ny « IRAY IHANY ISIKA »