FITANTARANANA ANGANO.

Manome fotoana antsika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny fitantarana angano, niarahan-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, tamin’ireo ankizy tany amin’ny Kaominina Anjoma Betoho, ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny angano amin’ity 20 Marsa ity.

Izany dia arahintsika anio Alahady ao amin’ny TVM amin’ny 12 ora sy fahefany atoandro, amin’ny 6 ora latsaka fahefany hariva ary amin’ny 8 ora latsaka fahefany alina.