Fanadiovana sy fanajariana ny zaridaina eo anoloan’ny biraon’ny Distrika no nanamarihana ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena teto Ambatofinandrahana ny sabotsy 19 martsa 2022.
Niara-nientana tamin’izany ireo sampandraharam-panjakana rehetra misy aty an-toerana.