TAGNAMARO AMBOSITRA

Fanadiovana sy fambolen-kazo ravitsara sy sedera manodidina ny Rovan’Ambositra tompon’agnarana no nanamarihana ny tagnamaro andron’ny olom-pirenena volana Martsa 2022 taty Ambositra.

Antony dia ho fampahafantarana an’ity Rova ity amin’ny maha izy mitahiry ny tananan’Ambositra ary ho fikajiana azy.

ity Rovan’Ambositra tompon’agnarana ity moa Dia efa voasokajy ho vako-pirenena nanomboka tamin’ny taona 1987 ary nasian’ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina fanavaozana ny taona 1978.