TAGNAMARO DISTRIKAN’I KANDREHO

TAGNAMARO DISTRIKAN’I KANDREHO

Zanakazo miisa 400 nahitàna Acacia, Mahabibo, Talafotsy , ary Volotsara no novolena teto andohan’ny vavaranon’i Bekininina, rano mamatsy ny mponina ao amin’ny fokontany Atsimondrano sy ny manodidina tamin’ny alàlan’ny hetsika Tagnamaro.