TAGNAMARO DISTRIKAN’NY VOHIPENO FARITRA FITOVINAGNY

Fanaovana sy fanatsarana ny lalana vonjy maika izay mampitohy ny Fokontanin’i Mahasoa sy Feroagna eny amin’ny Kaominina Ambanivohitr’i Vohitrindry no tagnamaro tao Vohipeno tamin’ity volana ity.