TAGNAMARO NOSY-VARIKA FARITRA VATOVAVY.

Fanadiovana lalana tao amin’ny fokontany TSARARIVOTRA careau Ambohizatovo no nanamarihana ny Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena, taty Nosy-varika androany.

Lalana mirefy eo amin’ny 400m no vita fanatsarana.

Tsy nataon’ny vahoaka liam-pivoarana sakana ny rotsak’orana fa dia maro ihany no tonga.