TAGNAMARO VOHEMAR

Fanadiovana ny tokontany misy ny Biraon’ny Distrika VOHEMAR no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena omaly Asabotsy faha 19 Martsa 2022.