ππ΄π·πΎ ππ΄π·π°πππ° ππ π΅π°π½πΎπ»πΎππ°π½π° πΌπ°ππΈ-π±πΎπ½πΈπ½π°π·πΈπππ° π°π½’πΈ π΅π°π½π°πΈπΊπ, π°π½π³ππ°ππ΄ππΈπ½’π½π πΉπ°ππ πΌπ°π»π°πΆπ°ππ
Notanterahina omaly hariva tetsy aminβny Ivokolo Analakely ny seho sehatra nokarakarainβny πππππ€ππ₯ππ£ππ’ππͺ πππ£ππ€ππ£π π€πͺ ππͺ ππ ππ ππ₯π€ππππ aminβny alalanβny OFNAC ho fankalazana ny faha-35 taona niakaranβi π½πΈβπΈπππ an-tsehatra, hetsika natao ihany koa hanampiana azy aminβny fitsaboan-tena izay mbola ataony.
Nomen’ny Minisitera azy maimaim-poana araka izany ny Ivokolo ho an’ity hetsika fanohanana azy ity.
Nandritra io lanonana io no nanondrotana anβi π½πΈβπΈπππ na i RASOLOMAHATRATRA Ny Herivelona Fanaiky aminβny laharam-boninahitra Commandeur de lβOrdre des Arts, des Lettres et de la Culture, Ramatoa Lalatiana ANDRIATONGARIVO izay Filohanβny Filan-kevi-pirenenβny mari-boninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina aminβny maha-Minisitra misahana ny Kolontsaina azy no nanolotra izany.
Ny ππππππ ππππ no tena nahalalana anβi Fanaiky ary isanβireo andrarezinβny jazz malagasy izy.
Efa nitondra avo ny mozika malagasy tany Afrika, Eoropa ary Amerika i Fanaiky.