SOATOAVINA MALAGASY

« SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.
Ny lohahevitra amin’ity volona ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FAHATERAHANA»
Faritra: ALAOTRA MANGORO , ITASY, DIANA ary SAVA.
Harahinao:
– ao amin’ny TVM ny Alahady 27 Marsa amin’ny 8 ora alina
– ao amin’ny RNM ny Alarobia 30 Marsa amin’ny 8 ora sy sasany alina,
ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.