TAGNAMARO MANOKANA MANAKARA FARITRA FITOVINAGNY

Ho fanomanana ny 29 Martsa izay tanterahina eto Manakara ny fahatsiarovana dia nanadio ny lalana ety Manakara be izay lalana mankany amin’ny fasan’ny mahery fo ireo olom-pirenena tsy an-kanavaka teto Manakara.