TANGAMARO MORAFENOBE.

Fandiovana ny lalana miakatra eny amin’ny tsangambaton’ny 29 Martsa sy fandokoana ny tsangambato no nanamarihan’ny vahoakan’i Morafenobe ny Tagnamaro androany.