RNM/TVM : TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO
Harahintsika ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM anio Zoma amin’ny 01 ora sy sasany ka hatramin’ny 02 ora sy sasany tolakandro indray ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Mpitondra tenin’ny Governemanta, ny Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan’asam-panjakana.