π™°πšƒπšπ™Έπ™Ίπ™°πš‚π™° 𝙼𝙾𝙼𝙱𝙰 π™½πšˆ 𝙿𝙰𝙸𝙺𝙰 πš‚πšˆ π™½πšˆ 𝙢𝙰𝙳𝙾𝙽𝙰 .

Ho anao izay tia zava-kanto ary maniry ny hianatra sy handalina izany, natao ho anao ity atrikasa fampianarana ity.

Hisy ny varavarana misokatra isaky ny sabotsy faharoa sy fahaefatry ny volana hampahafantarana ny karazam-piofanana ao amin’ny 𝔸ℕ𝔸ℂ (Académie Nationale des Arts et de la Culture) Sampana Analamanga.

Maimaimpoana ny atrikasa ho an’ireo izay liana amin’ny zava-kanto.