ANAO NY SEHATRA

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny seho sehatra voalohany natolotr’ireo mpianatry ny 𝔸ℕ𝔸ℂ Sampana Analamanga.

Ny mpitendry « 𝚙𝚒𝚊𝚗𝚘 » no nisantatra izany ary ny mpitendry gitara kosa no hanolotra ny seho manaraka ny 29 Aprily 2022.

Ao amin’ny efitrano A ex-CNEMD no hanatanterahina izany. Amin’ny 6ora hariva kosa ny fotoana.