TAGNAMARO ANDILAMENA
Nanohy ny fanamboarana ny lalana Ambany Andrefana ireo mponina ao Andilamena nandritra ny hetsika TAGNAMARO natao androany sabotsy 16 aprily 2022.