TAGNAMARO MAEVATANANA

Fanadiovana ny manodidina ny CRENI sy ny Service Pédiatrie ao amin’ny CHRR Maevatanàna.

Nodiovina ihany koa ny toerana izay nambolena zanaka ananambo taloha ka hoaverina hatao tanin’anana ho fanampiana ireo Ray amandreny mitondra ny zanany hotsaboina sy arahi-maso ao amin’ny CRENI.