TAGNAMARO TSIROANOMANDIDY BONGOLAVA
Fanadiovana faobe, fisavana ireo tatatra manodidina ny fokontanin’ny Tsaralalàna kaominina ambonivohitra Tsiroanomandidy no nanamarihana ny Tagnamaro tamin’ity volana Aprily ity.
Betsaka hatrany ireo mponina nandray anjara ho fanamafisana ny firaisankina tao anatin’ny fanatanterahana ny asa iombonana.