« SOATOAVINA »

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA».

Faritra : Atsinanana, Bongolava, Ihorombe.

Harahinao:

– ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Avrily 2022 amin’ny 8 ora alina

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 27 Avrily 2022 amin’ny 8 ora sy sasany alina,

– ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.