๐•‹๐•๐•„ -โ„โ„•๐•„ ๐•„๐”ธโ„๐•†๐”ธโ„•๐•‹๐•Š๐”ผ๐•‹โ„๐”ธ NAHAZO FITAOVANA VAOVAO SY MAODERINA

Tafiditra ao anatinโ€™ny fandaharam-potoananโ€™ny delegasiona tarihin-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO any Maroantsetra ny fanolorana ireo karazana fitaovana samihafa entina manatsara ny kalitaonโ€™ny tolotra omenโ€™ny TVM sy ny RNM any an-toerana.

Tahaka ny efa natao tany aminโ€™ny Faritra maro, tsy nanadino anโ€™i Maroantsetra aminโ€™ny fampisitrahana fitaovana manaram-penitra sy arifomba tahaka izao ny Minisitera mpiahy.

Fitaovana vaovao, manaraka ny fivoaranโ€™ny teknolojia moderina no natolotra taminโ€™izany toy ny รฉmetteur fahitalavitra, izay tsy ho ela dia hiasa satria efa any na-toerana ireo teknisiana aminโ€™ny fametahana izany, ๐™ผรฉ๐š•๐šŠ๐š—๐š๐šŽ๐šž๐š› ๐šŸ๐š’๐š๐šŽ๐š˜, ๐™พ๐š—๐š๐šž๐š•๐šŽ๐šž๐š›, ๐™ฒ๐šŠ๐š–๐šŽ๐š›๐šŠ, ๐š•๐šŽ๐šŒ๐š๐šŽ๐šž๐š› ๐š๐šŸ๐š, ๐šƒ๐šŠ๐š‹๐š•๐šŽ ๐š๐šŽ ๐š–๐š’๐šก๐šŠ๐š๐šŽ ๐šŠ๐šž๐š๐š’๐š˜, moniteur vidรฉo, ๐š๐š’๐šŒ๐š๐šŠ๐š™๐š‘๐š˜๐š—๐šŽ, ๐š•๐šŽ๐šŒ๐š๐šŽ๐šž๐š› ๐™ณ๐™ธ๐š…๐š‡, ๐™ผ๐š’๐šŒ๐š›๐š˜๐š™๐š‘๐š˜๐š—๐šŽ.

Manomboka izao dia afaka ma ao famokarana fandaharana anatiny (รฉmission locale) ny haino aman-jerim-panjakana ao Maroantsetra, aminโ€™ny alalanโ€™ireto fitaovana vaovao ireto.

Nanantitrantitra hatrany Ramatoa Minisitra nandritra ny fanolorana ireo fitaovana ireo ho anโ€™ireo mpiara-miasa, ny mba tokony hanajana sy hikolokoloana izany aminโ€™ny maha fananam-panjaka azy.

Tsiahivina hatrany fa tafiditra rahateo ao anatinโ€™ny fanamby apetraky ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina ny fijerena ny fomba rehetra hanampiana ireo haino aman-jerim-pirenena manerana ny Nosy.