TAGNAMARO DISTRIKAN’NY IFANADIANA FARITRA VATOVAVY

Fanadiovana ny lalana sy ny piste amin’ny kianja Filalaovam-baolina no TAGNAMARO natao tao Ifanadiana tamin’ity volana ity.

Izao no natao dia ho fanatsarana ny kianja izay hanaovan’ny mpianatra Fanadinana ara-panatanjahantena BEPC sy BACC.