TAGNAMARO MANANJARY FARITRA VATOVAVY

Afaka tanteraka ny fasika nivangongo teto amin’ny lalam-baovao Boulevard de l’Emergence,izay niteraka fifanjevoana teo amin’ny fifamoivoizana.
Mbola takaitra navelan’ny rivo-doza Batsirai io.

Notanterahina tamin’ny alalan’ny Tagnamaro, andron’ny olompirenena.