ππΌβπΈππΌβπΈβ’βπ πβπΈβπΈππΈβππ | πΈππππππͺ πππππ£π π (Sary andiany fahatelo)
Β« Tsy mibodo hitazona ny fitantanana ny πππ»πΈ mihitsy ny minisitera, ary efa nanolo-kevitra ny hanaovanβny artista tolo-dalaΜna hananganana ny antsoina hoe orinasanβny mpamorona (ππππΓ©πΓ© π’ππππππ) hotantananβny samy mpanakanto mpamorona fa tsy hidiranβny fanjakana intsony.
Raha misy izany tolo-dalaΜna izany dia vonona tanteraka ny hanampy ny Minisitera hanatanterahana ny fisintahanβny fanjakana aminβny fitantanana ny resaka zonβny mpamorona.
Fa ankehitriny aloha, satria mbola ratsa-mangaika eo ambany fiahianβny minisitera ny πππ»πΈ, dia terenβny lalaΜna ny minisitera hitantanana azy sy hanao izay hahatsara azy.
Izany indrindra no nahatonga ny minisitera nikaroka hevitra efa ho roa taona izao hanatsarana ny fampisitrahana ny artista ny zony aminβny maha-mpamorona azy, efa nampahafantarina nandritra ny Seraseranβny mpanakanto andiany voalohany taminβny π πππ£π₯π€π ππππ izany endrika ankapobenβny rindran-baiko na logiciel entina mitantana ny fanangonana ny vola zonβny mpamorona sy ny fitsinjarana izany aminβireo artista tokony hisitraka azy.
Androany dia masaka tanteraka ny nahandro ka atolotry ny minisitera anareo mpanakanto rehetra hahalalanareo ny ezaka natao Β»
Izay no isan’ny hafatra lehibe nentin-dβππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π πππππ₯ππππ βπππ π₯π πππ£ππ«πππͺ πΈβπ»βππΈππβπΎπΈβπππ nandritra ny hetsika « πππ£ππ€ππ£ππ’ππͺ ππ‘πππππππ₯π πππππππͺ πππππ£π πΒ Β» notontosaina anio Alakamisy π πππͺ ππππ teny amin’ny By pass izay nokarakarain’ny πππππ€ππ₯ππ£ππ’ππͺ πππ£ππ€ππ£π π€πͺ ππͺ ππ ππ ππ₯π€ππππ.
Raha tsiahivina dia tamin’ny π πππͺ ππππ no nisy ny andiany voalohany teny Ivato, ity hetsika ity dia fotoana hihaonan’ny Minisitera mpiahy sy ny mpanakanto bebe kokoa.
Hipoka ny efitrano ary saika tazana teny avokoa ireo mpanakanto manana ny maha-izy azy amin’ny sehatry ny hira, ny teatra, ny dihy, ny cinema, ny sary hisodoko, ny saripika, ny mpanoratra, sns.
Ny lohahevitr’ity « πππ£ππ€ππ£ππ’ππͺ ππ‘πππππππ₯π πππππππͺ πππππ£π πΒ Β» ity dia ny fanolorana ny drafi-panavaozana ny πππ»πΈ sy ny fampivadihana ny tontolon’ny zon’ny mpamorona mankany amin’ny haitao ara-kajy mirindra sy maoderina.
Tsikaritra tokoa fa olana lehibe eo anivon’ny πππ»πΈ ny « ππππππππππΒ Β» na ny fanangonam-bola : fitakiam-bola aminβireo mpampiasa ny sanganasa. Olana faharoa ny « ππππππππππππΒ Β» na « πππππππππππΒ Β» : fitsinjarana ny vola any amin’ireo mpanakanto. Tsy afaka niaina tanteraka aminβilay kanto foroniny ny mpanakanto hatreto raha ny vola raisiny isam-bolana no jerena.
Ka izany indrindra no imatimatesanβny Minisitera aminβny fitadiavana hevitra hanatsara ny fidiram-bolanβny artista.
Napetraka arakβizany ny tetikasa lehibe niarahanβny πππππ€ππ₯ππ£ππ’ππͺ πππ£ππ€ππ£π π€πͺ ππͺ ππ ππ ππ₯π€ππππ sy ny ππ ππeΜπ₯eΜ ππΈβππππΈ miasa izay namorona ny « ππππππππΒ Β» hamaritana sy hamantarana hoe impiry isanβandro ny hira ny mpanakanto iray no mandeha amin’ny radio.
Rafitra informatika ahafahana hanaovana tatitra ara-bola ka manamora ny fidiran’ny mpanakanto ho mpikambana ao amin’ny OMDA, ary ahafahana manaraka ny fandehanan’ny hiran’ny mpanakamto any amin’ny bar, karaoke,… no isan’ny antony nametrahana ity tetikasa ity. Natolotra androany io logiciel io sy ny fomba fiasany.
Tato anatin’izay roa taona izay no nitadiavan’ny Minisitera fiaraha-miasa amin’ireo « πππππ πππππππππππππΒ Β» ahatombana ny fizakan’ny mpanakanto Malagasy ny zony sy ny fanapariahana ny kanto malagasy any ivelany.
Ireo « MππππsΒ Β» izay orinasa lehibe goavana ao amin’ny sehatry ny mozika dia ny ππππ§ππ£π€ππ ππ¦π€ππ π€πͺ πππ£πππ ππ¦π€ππ no nitadiavan’ny Minisitera fiaraha-miasa ka dia efa raikitra izany ankehitriny.