FAMINDRAM-PAHEFANA

Tontosa io maraina io ny famindram-pahefana teo amin’ny Tale teo aloha Andriamatoa ℝ𝔸ℍ𝔸ℝ𝕀𝕊𝕆ℕ 𝔸𝕟𝕕𝕣𝕪 ao amin’ny fitaleavan’ny fifandraisana amin’ny daholobe (𝔻irection des ℝelations ℙubliques) eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny Tale vaovao Andriamatoa ℍ𝔸ℝ𝕀𝕊𝕆ℕ 𝕊𝕥𝕖𝕡𝕙𝕒𝕟𝕚𝕠 𝔸𝕟𝕕𝕣é izay voatendry hisolo azy.