VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

NIRINA RAKOTOVAO , mpanoratra avy ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Mey ity

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy,

– Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 25 Mey ao amin’ny Efitrano Dox,

– Fampahafantarana amin’ny TVM.

.