ππ°πΆπ½π°πΌπ°ππΎ π°ππΈπ πΎπ½πΈπΌπ°πΌπΎ
π΅π°π½πΊπ°π»π°ππ°π½π° π½π π΅π°π·π° π»π» ππ°πΎπ½π° π½πΈπΎππ΄π½π°π½’π½π π²π΄πΆ π°π±π³πΎπ½ π°π½π³ππΈπ°πΌπΈππ°π³πΎ π°ππΈπ πΎπ½πΈπΌπ°πΌπΎ
Ho fankalazana ny ππππ-ππ π₯ππ ππ niorenan’ny βπΌπΎ πΈπππ π πΈβπ»βππΈππβπΈπ»π πΈπ£ππ§π ππππππ dia nanapa-kevitra ny hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanomezana aina vao azy tamin’ny alalan’ny Tagnamaro ny πππππ€ππ₯ππ£ππ’ππͺ πππ£ππ€ππ£π π€πͺ ππͺ ππ ππ ππ₯π€ππππ avy aty Antananarivo notarihin-πβππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π πππππ₯ππππ βπππ π₯π πππ£ππ«πππͺ πΈβπ»βππΈππβπΎπΈβπππ.
Tsara ho fantatra fa fangatahana manokana tao anatin’ny iray volana monja nataon’ny lehiben’ny βπΌπΎ πΈπππ π πΈπππ£πππππ£πππ sy ny ππππ πππ’ππͺ πππ πππ₯πͺ ππ‘ππππ£ππππ£π ππͺ ππ ππππͺ ππππ-ππ π₯ππ ππ izao hetsika izao ho fanatsarana ny « πππππ ππ πππππππΒ Β» na ny « πππππ ππ feΜππΒ Β», ny « ππππππΒ Β» ary ny « ππππππππeΜπππΒ Β».
Marihina fa efaΒ ππ π₯ππ ππ izao no tsy nisy fanavaozana natao ny teto amin’ity βπΌπΎ ity. Ity ππππππy ny ππππ-ππππππππ ππππππππ πaΜππππ ity no nentina nanokafana ny asa ataon-πβππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π sy ireo mpiara-miasa aminy ao πΈπ£ππ§π ππππππ .
Feno dia feno ny fandaharam-potoana.
Nodiovina sy nalamina ny toerana rehetra anatiny sy ilevanβity Sekoly ambaratonga faharoa ity.
Nolokoina ny lalantsara miazo ny trano famakiam-boky. Nolokoina iray manontolo ihany koa ny efitrano famakiam-boky hamerenana ny endriny teo aloha ka hampazoto ireo mpianatra.
Navaozina nanaraka izay ireo tahalaka fitoeram-boky. Nasiam-panatsarana taminβny alalanβny fandokoana ny vatatrano ihany koa ny efitrano fandraisana lanonana (πππππ ππ πeΜππ) tao amin’ilay βπΌπΎ.
Nodiovina ny tokontany ary naverina nazavaina ireo loko mamaritra ny tsipika aminβny kianja filalaovana Basket.
Notafoina ihany koa ny toerana fanaovana hetsika (podium), toerana izay fikarakarana fety eo amin’ny tokontaniben’ny βπΌπΎ
Niara nisalahy taminβny fanatanterahana ny asa niaraka taminβny ππ‘πππ€ππ’ππͺ πππππ€ππ₯ππ£ππ’ππͺ πππ£ππ€ππ£π π€πͺ ππͺ ππ ππ ππ₯π€ππππ nandritra ity andro androany ity ireo manam-pahefana isan-tokony ao aminβny distrikanβArivonimamo notarihinβny solombavam-bahoaka, ireo mpitandro filaminana, ny prefenβArivonimamo, Mpampianatra, ny mpianatra, ny ray aman-drenin’ny mpianatra.
Β« π½π’ ππππππ ππ’ ππ’ πππ’ πππππ’ ππππππ πππ ππππππ’ πππππ’, πππ πππ πππππππππ’ πππππ ππ’ ππππππππππππππ ππ£ππ’ πππππππππ ππππππππ’ Β», hoy βππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π πππππ₯ππππ βπππ π₯π πππ£ππ«πππͺ πΈβπ»βππΈππβπΎπΈβπππ, raha nitondra ny hafatra ho anβny vahoakanβπΈπ£ππ§π ππππππ .
Nankasitraka ihany koa ny fahavononana feno nasehonβireo mpandray anjara rehetra nandritra ity hetsika Tagnamaro tany an-toerana ity.