FIKAONAN-DOHA MOMBA FIATREHANA NY FENELEZANA VAOVAO TSY MARIM-POTOTRA

FIKAONAN-DOHA MOMBA FIATREHANA NY FENELEZANA VAOVAO TSY MARIM-POTOTRA

Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny vondron’ny tompona orinasa fanaovan-gazety eto Madagasikara na GEPIMM ary ny « Actions Médias Francophones » dia mikarakara fikaonan-doha momba fiatrehana ny fanelezana vaovao tsy marim-pototra (Colloque « Face à la désinformation ») ny 19 sy 20 Mai 2022 ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy.