π½ππ ππππ πΈππππππͺ ππππ-ππ
πππππ£ππͺ πππππ£π ππͺ ππβπππππΌβπΈβ’βπ ππΌβπΈππΌβπΈ ππ βπ ππππβπππΈπβπΈ.
(Sary andiany voalohany nandritra ny lanonana fanokafana).
Sambany no mandray anjara aminβny hetsika π½ππ (π΅ππππ πΈπππππππππππππ ππ πΌπππππππππ) izay tanterahina eny aminβny Zone expo Forello Tanjombato ny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina, hetsika izay miditra aminβny andiany faha-16.
Mitana anjara toerana lehibe tokoa aminβny fampandrosoana ara-toe-karena ny firenena ny Serasera sy ny kolontsaina.
Voafaritra rahateo ao anatinβny veliranonβny Filoha izany hanatratrarana ny fahatarana ara-pampandrosoana izay.
Tsy araka ny fiheverana azy hatraminβizay ireto sehatra roa manana ny lanjany ireto ka hoe lazaina ho fifandraisana amanβolona fotsiny, sy ny hoe fanalana andro.
Notsongain-πβππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π πππππ₯ππππ βπππ π₯π πππ£ππ«πππͺ πΈβπ»βππΈππβπΎπΈβπππ nentina nanaporofoana izany ny andian-teninβi πππ π‘π ππ πΓ©πππ£ ππππππ π£, ilay olom-panjakana sady mpanoratra malaza senegaly izay manao hoe : Β« π½π’ πππππππππππ πππ ππππ’ ππππππππππ ππ ππππππππ’ππ’ ππππππππππππππ Β».
Kitro hifaharanβny fampandehanana ny firenena ny kolontsaina hoy hatrany izy.
Izany indrindra no nametrahanβny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina ny fandaharanβasa ππ π€ππ’πΈπ£π₯, sy ny ππ§π π₯π ππ£ππ-π‘πππ π₯π£πππππ π π£ππππ€π mifototra aminβny kolotsaina.
Mandritra ny 4 ππππ£π dia ao aminβny ππ₯πππ ππΌ – ππΌ no ahitana ny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina aminβity hetsika π½ππ πππππππͺ ππππ-ππ eny aminβny β€π ππ πΌπ©π‘π π½π π£ππππ πππππ ππππ₯π ity.
Aranty ao avokoa ireo asa rehetra vita hatraminβizay mamaritra sy manaporofo ny maha tena fanainga ara-toe-karena ny sehatry ny Serasera, ny Haikanto sy ny kolontsaina.