π΅πΈπΌ πΈπΆπΈπΈ | π°ππππππ’ ππππ-π·πΌ
( Sary andiany faharoa: nandritra ny fitsidihana ireo tranoheva).
Ambohi-pihaonanβny mpandraharaha sy ny fihariana aminβny sehatra marolafy eto Madagasikara ny π΅ππππ πΈπππππππππππππ ππ πΌπππππππππ.
Maro ireo mpandray anjara mampiranty ny vokatra vokariny, na io eo aminβny tontolonβny teknoljia, ny haitao ara-kajy mirindra, famoronana, sanganβasa ara-java-kanto, ireo asam-pitrandrahana goavana sahaninβireo orinasa vaventy eto Madagasikara, sy ny maro hafa; mandritra ny π½ππ.
Nanararaotra nitsidika sy nitafa taminβizy ireo βππππ₯π π πππππ€ππ₯π£π πππππ₯ππππ βπππ π₯π πππ£ππ«πππͺ πΈβπ»βππΈππβπΎπΈβπππ androany.