TAGNAMARO AMBOSITRA.
Fanadiovana ireo lobolobo sy tatatra tao amin’ny fokontany Manolotrony miala eo amin’ny Lycée Rakotoarisoa mivoaka any Antanamahalana no nanamarihana ny Tagnamaro ho an’ity volana Mai ity ho an’ny taty amin’ny distrikan’Ambositra, nosafidian’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron’i Mania ity toerana ity noho izy ifamezivezena sy mampifandray fokontany maro.