TAGNAMARO DISTRIKA MITSINJO, FARITRA BOENY
Fanamboaran-dalana hanokafana ny fifamoivoizana amin’ireo kaominina telo @ ilan’ny atsimon’ny distrika Mitsinjo , hanamorana ny famoaham-bokatra , hitondrana ireo entana ilain’ny mponina andavan’andro ao amin’ny kaominina Antsaza Bekipay, Ambarimaninga ity lalana ity.
Nitarika ny fotoana ny Delegen’ny serasera sy ny kolontsaina niaraka amin’ny Ben’ny tanana Mitsinjo sy ireo tovolahy amatanjaka avy amin’ny fokontany maro manodidina