AKON’NY TAGNAMARO SAMBAVA

Fangadiana sy fanadiovana tatatra tao amin ´ny Fokontany Antanifotsy II no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena teto Sambava omaly Asabotsy faha 21 Mai 2022.

Sampandraharaha maro samihafa, Chefs Fokontany, fikambanana ary olon-tsotra tonga maro be nanatanteraka izany.

Ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA dia mankasitraka atsika jiaby tonga.