TAGNAMARO KANDREHO
Fanamboarana ny làlana mampitohy an’Antsapanimahazo sy Ampaositra mba hanamorana ny fivezivezen’ny mponina ao an-toerana.
Isan’ny manahirana ny fahasimban’ity làlana ity izay mitondra amin’ireo biraon’ny sampandraharaha maro ihany koa ka amin’ny fotoana aorian’ny fahavaratra toy izao vao azo amboarina indray.