FANOLORANA NY ORKESITRA NASIONALIN’I MADAGASIKARA, VOA’ART
Hivantana ao amin’ny TVM avy eny amin’ny Lapan’Andafiavaratra anio Alakamisy 26 Mey 2022 amin’ny 6 ora hariva ny Koanseritra lehibe ho fanolorana ny Orkesitra Nasionalin’i Madagasikara, Voa’Art.
Lanonana eo ambany fiahiana avon’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA.
#national_orchestra_of_madagascar