TAGNAMARO DISTRIKAN’NY MAHAJANGA I

FARITRA BOENY

Fanadiovana ny Bazary Sotema

Niara nientana tamin’ny fanadiovana ny Bazary Sotema ny olom-pirenena notarihin’ny ekipan’ny fitaleavam-paritry ny serasera sy kolontsaina taty antoerana .

Sady nanadio ny toeram-pivarotana no nitondra fanentanana hoan’ireto mpivarotra ny amin’ny tokony hanadiovana isan’andro izany toeram-pivarotana izany.

Nahafinaritra ny nahita ny bazary nadio .

Izany no nanamarika ny hetsika Tagnamaro volana Mai hoan’ny teto Mahajanga