TAGNAMARO FENOARIVO ATSINANANA
Fanadiovana sisin-dranomasina
Manoloana ny fisian’ny rivo-doza nifanesy tato anatin’ny distrikan’i Fenerivo-Atsinanana dia manapa-kevitra ny fitaliavam-paritry ny serasera sy kolontsaina Analanjirofo ny mba hirosoana amin’ny fanadiovana ny plage.