TAGNAMARO MANAKARA FARITRA FITOVINAGNY

Fanadiovana ny moron-dranomasin’ny Manakara be no nifarimbonan’ny olom-pirenena tamin’ny TAGNAMARO volana Mai ity.

Nisy ihany koa fampianarana sy fanentanana ireo mpivarotra eny an-toerana mba tsy hanaparitaka ireo fako sy aranam-bonio, fa isany toerana mahasarika olona maro ity toerana ity no sady fitaratr’i Manakara koa.