MIHAMY MADA FASHION ANDIANY FAHATELO

Manome fotoana antsika rehetra ny 10-11-12 Jona 2022 ao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena Mahamasina.

Hetsika goavana ho fanomezan-danja ny haihaingo sy ny famoronana eto Madagasikara.

Misy ny stand marobe ahitantsika ireo vokatry ny mpampilatro sy ny mpamorona malagasy amin’ny sehatry ny haihaingo mandritra io telo andro io.

Misy ny filatroana mandritra io telo andro io.

Misy ny seho sehatra goavana handravaka ireo filatroana.

Misy ireo « conférence » ahazoana traikefa ataon’ireo mpisehatra sy manam-pahalalana momba izany.

TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

#MMF22

#msk