TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 08 JONA 2022
Fampitana am-bava maromaro no nankatoavina tro anivon’ny Filankevitry ny Minisitra notanterahina ny alarobia 8 jona 2022. Anisan’izany ny:
• mikasika ny fankalazana ny faha 62 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy niforonan’ny Tafika Malagasy.
• ny fanolorana ny volavolan-dalàna mifehy ny Tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana.
• Noraisina ihany koa ny didim-panjakana manangana ny “Unité de Gouvernance Digitale” (UGD) sy mametraka ny sata mifehy azy.