๐ต๐ฐ๐ฝ๐พ๐ผ๐ฑ๐พ๐ท๐ฐ๐ฝ๐ฐ ๐ฝ๐ ๐ต๐ฐ๐ผ๐ฟ๐ธ๐๐ฐ๐ฝ๐๐ธ๐ฐ๐ฝ๐ฐ ๐ธ๐๐ด๐พ ๐ฐ๐ฝ๐ถ๐พ๐ผ-๐ฟ๐ธ๐บ๐ฐ๐๐พ๐ท๐ฐ๐ฝ๐ฐ ยซย ๐ฝ๐ ๐ต๐ธ๐ฐ๐ฝ๐ณ๐พ๐ท๐ฐ๐ฝ’๐ฝ๐ ๐ผ๐ฐ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฐ๐๐ย ยป
๐ ๐ง๐ ๐๐๐๐ aty aorianโny namoahana sy nampahafantarana taminโny fomba ofisialy ny vokatry ny angom-pikarohana ยซ ๐ฝ๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ข ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ข ยป tany ๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ช, manohy hatrany ny fampielezana hanoroana sy hanitsiana ny olom-pirenena aminโireo hevi-diso hatraminโizay ny ๐๐๐๐๐ค๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐’๐๐ช ๐๐๐ฃ๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ค๐ช ๐๐ช ๐๐ ๐๐ ๐๐ฅ๐ค๐๐๐๐.
Izany indrindra no nikarakarana ny hetsika fampirantiana ireo vokatry ny angom-pikarohana mandritra ny ๐ ๐ง๐ ๐๐๐๐ izay nanomboka androany etsy aminโny ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐ช ๐ธ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ช.
Lohahevitra telo no hasongadina mandritra ny ranty, ampahafantarina ireo mpitsidika indrindra fa ny mpianatra.
Ny boky ยซ ๐ฝ๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ข ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ข ยป izay mandravona ny antontan-kevitra rehetra manaporofo ny fizina ara-kolontsaina (๐๐๐๐๐๐๐รฉ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐) sy ny maha izy ny firenena (๐๐๐๐๐๐๐รฉ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐).
Isany asa goavana iantsorohanโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina ao anatinโny โ๐ ๐๐ฅ๐ฃ๐๐ฅ ๐ก๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐๐๐ ny famafisana ny fivoizana ny maha izy antsika malagasy izay, hoy ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ฅ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐’๐๐ช ๐๐๐๐๐ค๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐’๐๐ช ๐๐๐ฃ๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ค๐ช ๐๐ช ๐๐ ๐๐ ๐๐ฅ๐ค๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐ฃ๐ช โ๐ธ๐๐ธ๐๐๐ธโค๐ธ๐๐ธ, izay nisolo-tena an-dRamatoa Minisitra nandritra ny lanonana fanokafana ity ranty ity.
๐ผ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ข ๐๐๐๐’๐๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ข ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐ท ๐๐๐๐๐๐.