TAGNAMARO TSARATANANA

TAGNAMARO TSARATANANA

Niara-nisalahy nanatanteraka Tagnamaro ho fanomanana ny fetim-pirenena ny tao Tsaratanàna ka nanadio ny Kianja ao Antsahavola izay toerana hanatanterahana ny hetsika rehetra mandritra ny lanonana ofisialy.