TAGNAMARO ANDILAMENA
Fanohizana ny fanadiovana sy fanajariana ny lalana ao amin’ny fiakaran-dRapaoly no natao nandritra ny hetsika TAGNAMARO tao Andilamena.
Nifanome tanana ny mponina niaraka tamin’ireo serivisim-panjakana sy fikambanana nanatanteraka ny asa.