IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO

IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO

11 Jolay hatramin’ny 12 Aogositra
Antso ho fandraisana anjara
Mpanakanto mpanao sary hosodoko ianao?
Natao ho anao ity hetsika karakarain’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina ity.
Tongava misoratra anarana dieny androany ao amin’ny OFNAC Analakely. Na mandefasa mailaka amon’io adiresy amin’ny sary io.