TAGNAMARO MANOKANA MANAKARA
Ho fanomanana ny Fetim-pirenena, 26 Jona 2022 dia nanantateraka TAGNAMARO MANOKANA ny teto Manakara ny, 22 Jona.
Ka fikarakarana ny kianja eo alohan’ny Gara FCE izay toerana hanatanterahana ny fankalazana.
Tonga maro ireo olom-pirenena. Ary dia voadio sy voaloko ilay toerana ka nahazo endrika vaovao.