HETSIKA IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO. NY 11 JOLAY HATRAMIN’NY 12 AOGOSITRA

HETSIKA IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO. NY 11 JOLAY HATRAMIN’NY 12 AOGOSITRA

Hatramin’ny Alatsinainy faha 04 Jolay ny fisoratana anarana.

Manao antso avo hatrany an’ireo mpiangaly an’ity zava-kanto, ka mbola tsy nisoratra anarana mba handray amin’ ity fotoan-dehibe hanomezan’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina sehatra azy ireo.

Finday: 0340170322      Télécharger formulaire >>>