IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO ATO ANATIN’NY FARITRA ANALANJIROFO.

Hankalazaina tato anatin’ny fitaliavam-paritry ny serasera sy kolontsaina Analanjirofo ny iray volan’ny sary hosodoko ka nahitana mpandray anjara maro.

Natao ny FAMPIRANTINA sary hosodoko tao amin’ny maison de la Culture teto Fenerivo-Atsinanana.

Maro ny mpitsidika tonga ary mbola mitohy ny FAMPIRANTINA.