TAGNAMARO SAMBAVA

TAGNAMARO SAMBAVA

Fanentsenana tany ireo sachet plastique izay asiana ny zana-kazo ho volena tao amin’ny Fitaleavam-paritrin’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena androany Asabotsy faha 16 Jolay 202 teto Sambava.

Fonosana sachet plastique miisa 9 000 no vita tamin’izany