TAGNAMARO VAVATENINA.

Nontanterahina androany Sabotsy faha 16 Jolay 2022 ny TAGNAMARO ato anatin’ny distrikan’i VAVATENINA ka fanamboarana lalana sy fanadiovana tatatra no natao amin’izany ka lalana mampifandray biraon’ny Distrika sy tranon’ny vokovoko mena no natao. Nifarimbona ny mpitondra fanjakana ety ifotony sy ny vahoaka .
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra.