AKON’NY TAGNAMARO DISTRIKAN’NY AMBATOBOENY FARITRA BOENY

AKON’NY TAGNAMARO DISTRIKAN’NY AMBATOBOENY FARITRA BOENY

Samy navitrika ny tsirairay t@ fanadiovana ny lalana teto antampon-tanana AMBATOBOENY satria tanana madio no tanjona t@ ity TAGNAMARO volana JOLAY ity nahitana ireo fikambanam-behivavy maro, sy ireo mpitandro filaminana, ireo tanora vavy sy lahy miaraka amin’ny ekipany serasera sy kolontsaina .